12 lines
461 B
Markdown
12 lines
461 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Paoly manohy manazava ny tokony hifanaiken' ireo Kristianina. Manome fampianarana momban'ireo amkizy, ray, mpiasa, ary tompo izy.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Paoly milaza ny tenin'i Mosesy. Mosesy dia niresaka tamin'ireo olon'Isiraely toy ny hoe olona iray ihany izany.
|
|
|
|
# Ry zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo ao amin'ny Tompo
|
|
|
|
Paoly mampatsiahy ireo zanaka mba hankatoa ny ray aman-drenin'izy ireo ara-nofo.
|