# Fampifandraisana ny foto-kevitra Paoly manohy manazava ny tokony hifanaiken' ireo Kristianina. Manome fampianarana momban'ireo amkizy, ray, mpiasa, ary tompo izy. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Paoly milaza ny tenin'i Mosesy. Mosesy dia niresaka tamin'ireo olon'Isiraely toy ny hoe olona iray ihany izany. # Ry zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo ao amin'ny Tompo Paoly mampatsiahy ireo zanaka mba hankatoa ny ray aman-drenin'izy ireo ara-nofo.