plt_tn/eph/05/05.md

230 B

lova

Ny fandraisana izay nampanantenain' Andriamanitra ireo mpino dia resahina toy ny hoe fananana sy harena nolovaina avy tamin'ny mpikambana ao amin'ny fianakaviana.

teny foana

Teny izay tsy misy fahamarinana ho azy ireo