# lova Ny fandraisana izay nampanantenain' Andriamanitra ireo mpino dia resahina toy ny hoe fananana sy harena nolovaina avy tamin'ny mpikambana ao amin'ny fianakaviana. # teny foana Teny izay tsy misy fahamarinana ho azy ireo