plt_tn/eph/04/04.md

390 B

Iray ihany ny vatana

Ny fiangonana dia maneho ny vatan'ny Kristy foana.

iray ihany ny Fanahy

''Fanahy iray ihany''

niantsoana anareo tao amin'ny fanantenan'ny fiantsoana anareo

''Andriamanitra niantso anareo hanana fanantenana azo antoka amin'ny fiantsoana anareo'' na ''misy zavatra iray izay nisafidianan' Andriamanitra anareo koa mba hatokisana ary hanantena Azy anao izany''