plt_tn/eph/04/04.md

12 lines
390 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Iray ihany ny vatana
Ny fiangonana dia maneho ny vatan'ny Kristy foana.
# iray ihany ny Fanahy
''Fanahy iray ihany''
# niantsoana anareo tao amin'ny fanantenan'ny fiantsoana anareo
''Andriamanitra niantso anareo hanana fanantenana azo antoka amin'ny fiantsoana anareo'' na ''misy zavatra iray izay nisafidianan' Andriamanitra anareo koa mba hatokisana ary hanantena Azy anao izany''