plt_tn/eph/04/01.md

20 lines
748 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Noho izay nosoratan'i Paoly tamin'ireo Efesiana, dia milaza azy ireo izy ny fomba tokony hiainan' izy ireo ny fiainany amin'ny maha-mpino ary manamafy indray fa ireo mpino dia tsy mifanaiky.
# amin'ny maha-gadra ho an'ny Tompo ahy
'''amin'ny maha-olona izay gadra nohon'ny safidiny hanompo ny Tompo''
# handeha am-pamendrehana amin'ny antso
mandeha amin'ny lalana mahazatra izay maneho ny hevitry ny fiainana ny fiainan'ny olona iray.
# hanana fanetre-tena lehibe sy fahatsorana ary faharetana
''hianatra manetri-tena, tsotra, ary maharitra''
# hitahirizana ny firaisan'ny Fanahy amin'ny fatoran'ny fihavanana
''hikatsaka ny hiara-hiaina miaraka amin'ny fiadanana mba hihazonana ny firaisan'ny Fanahy''