plt_tn/eph/04/01.md

748 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Noho izay nosoratan'i Paoly tamin'ireo Efesiana, dia milaza azy ireo izy ny fomba tokony hiainan' izy ireo ny fiainany amin'ny maha-mpino ary manamafy indray fa ireo mpino dia tsy mifanaiky.

amin'ny maha-gadra ho an'ny Tompo ahy

'''amin'ny maha-olona izay gadra nohon'ny safidiny hanompo ny Tompo''

handeha am-pamendrehana amin'ny antso

mandeha amin'ny lalana mahazatra izay maneho ny hevitry ny fiainana ny fiainan'ny olona iray.

hanana fanetre-tena lehibe sy fahatsorana ary faharetana

''hianatra manetri-tena, tsotra, ary maharitra''

hitahirizana ny firaisan'ny Fanahy amin'ny fatoran'ny fihavanana

''hikatsaka ny hiara-hiaina miaraka amin'ny fiadanana mba hihazonana ny firaisan'ny Fanahy''