plt_tn/eph/03/12.md

618 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly midera an'Andriamanitra ao anatin'ny fijaliany ary mivavaka ho an'ireo mpino Efesiana ireo.

ananantsika fahasahiana

''tsy misy tahotra isika'' na ''manana herim-po isika''

lalana am-pahatokiana

''lalana mankao amin'ny fanatrehan'Andriamanitra am- pahatokiana'' na ''fahafahana hiditra ao amin'ny fanatrehan'Andriamanitra am-pahatokiana''

fahatokiana

''antoka''

izay voninahitrareo

Ireo Kristiana any Efesosy dia tokony hirehareha amin'izay hijalian'i Paoly any am-ponja. DH: ''Ity dia ho an'ny tombontsoanareo'' na ''Ianareo dia tokony hirehareha amin'izany''