plt_tn/eph/03/12.md

20 lines
618 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly midera an'Andriamanitra ao anatin'ny fijaliany ary mivavaka ho an'ireo mpino Efesiana ireo.
# ananantsika fahasahiana
''tsy misy tahotra isika'' na ''manana herim-po isika''
# lalana am-pahatokiana
''lalana mankao amin'ny fanatrehan'Andriamanitra am- pahatokiana'' na ''fahafahana hiditra ao amin'ny fanatrehan'Andriamanitra am-pahatokiana''
# fahatokiana
''antoka''
# izay voninahitrareo
Ireo Kristiana any Efesosy dia tokony hirehareha amin'izay hijalian'i Paoly any am-ponja. DH: ''Ity dia ho an'ny tombontsoanareo'' na ''Ianareo dia tokony hirehareha amin'izany''