plt_tn/eph/01/19.md

1.1 KiB

ny fihoaran'ny helehiben'ny heriny

Ny herin'Andriamanitra dia lavitra mihoatra noho ny hery hafa rehetra.

ny fiasan'ny heriny lehibe

''ny heriny lehibe izay miasa ho antsika''

natsangany tamin'ny maty Izy

''nanangana Azy tamin'ny maty'' na ''namelona Azy indray''

napetrany teo an-tanany ankavanana

''nametraka an'i Kristy teo an-tanan'ankavanan' Andriamanitra'' na ''nametraka an'i Kristy teo amin'ny toeram-boninahitra''

tany an-danitra

''any amin'ny tontolo tsy hita maso." Ny teny hoe ''lanitra'' dia maneho ny toerana misy an'Andriamanitra. Jereo ny nanavanao ity tao amin'ny 1:3

ambonin'ny lalàna sy ny fahefana ary ny hery sy fitsarana

Ireto dia teny samihafa ho an'ny laharan'ireo tontolo tsy hita maso, na ny an'ny anjely na ny an'ny demony. DH: '''ambonin'ireo karazana tontolo tsy hita maso rehetra''

ny anarana rehetra izay misy

DH: 1) "ny anarana rehetra izay omen'ny olona'' na 2) ''ny anarana rehetra izay omen' Andriamanitra''

anarana

Ireo dika azo heverina: 1) fiantsoana na 2) toeram-pahefana.

amin'izao vanim-potoana izao

''amin'izao fotoana izao''

amin'ny vanim-potoana ho avy

''amin'ny ho avy''