plt_tn/eph/01/19.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny fihoaran'ny helehiben'ny heriny
Ny herin'Andriamanitra dia lavitra mihoatra noho ny hery hafa rehetra.
# ny fiasan'ny heriny lehibe
''ny heriny lehibe izay miasa ho antsika''
# natsangany tamin'ny maty Izy
''nanangana Azy tamin'ny maty'' na ''namelona Azy indray''
# napetrany teo an-tanany ankavanana
''nametraka an'i Kristy teo an-tanan'ankavanan' Andriamanitra'' na ''nametraka an'i Kristy teo amin'ny toeram-boninahitra''
# tany an-danitra
''any amin'ny tontolo tsy hita maso." Ny teny hoe ''lanitra'' dia maneho ny toerana misy an'Andriamanitra. Jereo ny nanavanao ity tao amin'ny 1:3
# ambonin'ny lalàna sy ny fahefana ary ny hery sy fitsarana
Ireto dia teny samihafa ho an'ny laharan'ireo tontolo tsy hita maso, na ny an'ny anjely na ny an'ny demony. DH: '''ambonin'ireo karazana tontolo tsy hita maso rehetra''
# ny anarana rehetra izay misy
DH: 1) "ny anarana rehetra izay omen'ny olona'' na 2) ''ny anarana rehetra izay omen' Andriamanitra''
# anarana
Ireo dika azo heverina: 1) fiantsoana na 2) toeram-pahefana.
# amin'izao vanim-potoana izao
''amin'izao fotoana izao''
# amin'ny vanim-potoana ho avy
''amin'ny ho avy''