plt_tn/ecc/12/10.md

20 lines
842 B
Markdown

# Ireo tenin'ny olon-kendry... nampianarin'ny mpiandry ondry iray.
Ny mpanoratra dia mampitaha ny mpitoriteny izay mampiasa ireo teniny mba hampianarana ny olona ho mpiandry izay mampiasa ny fitaovany hitarihana ny biby fiompiny.
# Ireo tenin'ny olon-kendry dia tahaka ny tsindrona.
"ny olon-kendry dia mankahery antsika anao fihetsika, tahaka ny tapa-kazo maranitra hitsindomana ny biby mba hietsika."
# Tahaka ireo fantsika tsara lentika ireo tenin'ireo tompo ao amin'ny fanangonan' ohabolan'izy ireo
"tahaka anao miantehitra amin'ny fantsika efa naletika lalina, no hianteheranao ny ohabolana voasoratrin'ny olon-knedry."
# ireo tenin'ireo tompo ao amin'ny fanangonan' ohabolan'izy ireo
"ireo tenin'ireo izay traikefa amin'ny fanangonana ny ohabolana"
# izay nampianarin'ny mpiandry ondry iray.
"izay ampianarin'ny mpiandry iray"