# Ireo tenin'ny olon-kendry... nampianarin'ny mpiandry ondry iray. Ny mpanoratra dia mampitaha ny mpitoriteny izay mampiasa ireo teniny mba hampianarana ny olona ho mpiandry izay mampiasa ny fitaovany hitarihana ny biby fiompiny. # Ireo tenin'ny olon-kendry dia tahaka ny tsindrona. "ny olon-kendry dia mankahery antsika anao fihetsika, tahaka ny tapa-kazo maranitra hitsindomana ny biby mba hietsika." # Tahaka ireo fantsika tsara lentika ireo tenin'ireo tompo ao amin'ny fanangonan' ohabolan'izy ireo "tahaka anao miantehitra amin'ny fantsika efa naletika lalina, no hianteheranao ny ohabolana voasoratrin'ny olon-knedry." # ireo tenin'ireo tompo ao amin'ny fanangonan' ohabolan'izy ireo "ireo tenin'ireo izay traikefa amin'ny fanangonana ny ohabolana" # izay nampianarin'ny mpiandry ondry iray. "izay ampianarin'ny mpiandry iray"