plt_tn/ecc/12/03.md

8 lines
332 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra dia mamaritra ilay trano amin'ny asa rehetra mitsahatra. Ity dia miseho ho fomba fiteny amin'ny vatan'olona ho lasa antitra.
# mitsahatra ny vehivavy izay mitoto satria vitsy izy ireo
"ny vehivavy izay mitoto vary mitsahatra amin'ny fitotoam-bary satria vitsy amin'izy ireo."