plt_tn/ecc/12/03.md

332 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra dia mamaritra ilay trano amin'ny asa rehetra mitsahatra. Ity dia miseho ho fomba fiteny amin'ny vatan'olona ho lasa antitra.

mitsahatra ny vehivavy izay mitoto satria vitsy izy ireo

"ny vehivavy izay mitoto vary mitsahatra amin'ny fitotoam-bary satria vitsy amin'izy ireo."