plt_tn/ecc/11/04.md

12 lines
622 B
Markdown

# Mety tsy hamboly ny olona izay mijery ny rivotra
Mety midika 1) Ny mpamboly rehetra izay matahotra rivotra dia tsy hamboly rehefa mitsoaka any amin'ny tsy izy ny rivotra." na 2) "ny mpamboly izay tena matahotra rivotra dia tsy hamboly zany mihitsy."
# mety tsy hijinja ny olona izay mijery ireo rahona
Mety midika 1) "Ny mpamboly rehetra izay matahotra rahona dia tsy hamokatra rehefa manorana izany." na 2) "ny mpamboly izay tena matahotra rahona dia tsy hahavokatra izany mihitsy."
# nitomboan'ny taolan'ny zaza
Mety midika 1) "ny fomba hitomboan'ny zaza" na 2) ara-bakiteny, "ny fomba hitomboan'ny taolan-jaza."