plt_tn/ecc/11/04.md

622 B

Mety tsy hamboly ny olona izay mijery ny rivotra

Mety midika 1) Ny mpamboly rehetra izay matahotra rivotra dia tsy hamboly rehefa mitsoaka any amin'ny tsy izy ny rivotra." na 2) "ny mpamboly izay tena matahotra rivotra dia tsy hamboly zany mihitsy."

mety tsy hijinja ny olona izay mijery ireo rahona

Mety midika 1) "Ny mpamboly rehetra izay matahotra rahona dia tsy hamokatra rehefa manorana izany." na 2) "ny mpamboly izay tena matahotra rahona dia tsy hahavokatra izany mihitsy."

nitomboan'ny taolan'ny zaza

Mety midika 1) "ny fomba hitomboan'ny zaza" na 2) ara-bakiteny, "ny fomba hitomboan'ny taolan-jaza."