plt_tn/ecc/07/15.md

20 lines
586 B
Markdown

# na dia eo aza ny fahamarinan'izy ireo,
"na dia marina aza izy ireo"
# manamarin-tena, hendry eo imasonao
marina, hendry eo imasonao- Ireo andian-teny roa ireo midika mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho fanamafisana.
# Aza manamarin-tena
marina- "Aza meritreritrra ny tenanao ho marina tanteraka noho ianao amin'izao"
# hendry eo imasonao
D.H: "hendry amin'ny hevitrao"
# Nahoana no tokony hanimba ny tenanao ianao?
Ny mpanoratra dia mampiasa ity fanontaniana ity mba anamafisana fa ny fanamarinan-tena manimba olona. D.H: "Tsy misy antony tokony hanimba ny tenanao."