plt_tn/ecc/07/15.md

586 B

na dia eo aza ny fahamarinan'izy ireo,

"na dia marina aza izy ireo"

manamarin-tena, hendry eo imasonao

marina, hendry eo imasonao- Ireo andian-teny roa ireo midika mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho fanamafisana.

Aza manamarin-tena

marina- "Aza meritreritrra ny tenanao ho marina tanteraka noho ianao amin'izao"

hendry eo imasonao

D.H: "hendry amin'ny hevitrao"

Nahoana no tokony hanimba ny tenanao ianao?

Ny mpanoratra dia mampiasa ity fanontaniana ity mba anamafisana fa ny fanamarinan-tena manimba olona. D.H: "Tsy misy antony tokony hanimba ny tenanao."