plt_tn/ecc/07/11.md

675 B

ireo izay mahita ny masoandro

D.H: "Ireo izay mbola velona"

saingy ny tombon-tsoan'ny fahalalana dia ny hoe manome fiainana

Mety midika hoe 1) ny ampiasain'ny mpanoratra ny teny "fahalalana" sy "fahendrena" dia midika zavatra mitovy, na 2) "ny tombotsoan'ny fahalalana ny fahendrena dia manome ny fiainana."

manome fiainana ho an'izay manana azy

"azy" dia maneho fahendrena. Fahalalana sy fahendrena "manome fiainana" amin'ny fomba samihafa. Fisafidianana fampiasam-bola tsara, finamanana tsara, fisafidianana fahasalamana amin'ny endriky ny fianinana, fiainana am-pilaminana miaraka amin'ny hafa dia fomba isankarazany amin'ny fomba fahendrena "manome fiainana"