12 lines
675 B
Markdown
12 lines
675 B
Markdown
|
# ireo izay mahita ny masoandro
|
||
|
|
||
|
D.H: "Ireo izay mbola velona"
|
||
|
|
||
|
# saingy ny tombon-tsoan'ny fahalalana dia ny hoe manome fiainana
|
||
|
|
||
|
Mety midika hoe 1) ny ampiasain'ny mpanoratra ny teny "fahalalana" sy "fahendrena" dia midika zavatra mitovy, na 2) "ny tombotsoan'ny fahalalana ny fahendrena dia manome ny fiainana."
|
||
|
|
||
|
# manome fiainana ho an'izay manana azy
|
||
|
|
||
|
"azy" dia maneho fahendrena. Fahalalana sy fahendrena "manome fiainana" amin'ny fomba samihafa. Fisafidianana fampiasam-bola tsara, finamanana tsara, fisafidianana fahasalamana amin'ny endriky ny fianinana, fiainana am-pilaminana miaraka amin'ny hafa dia fomba isankarazany amin'ny fomba fahendrena "manome fiainana"
|