plt_tn/ecc/07/08.md

535 B

ny olona maharitra am-panahy dia tsara kokoa noho ny mirehareha am-panahy.

Eto ny teny "fanahy" dia maneho ny toe-tsain'olona. D.H: "tsara kokoa ny olona maharitra noho ny olona mirehareha" na "tsara kokoa ny toe-tsaina maharitra noho ny toe-tsaina feno havonavona."

Aza mora tezitra ny fanahinao

D.H: "aza mora tezitra malaky" na "aza miakatr'afanana"

hatezerena dia mitoetra ao am-pon'ireo adala.

tezitra dia nampitahaina amin'ny zavatra izay mitoetra ao anaty adalan'ny olona. D.H: "ny olona adala dia feno fahatezerana"