# ny olona maharitra am-panahy dia tsara kokoa noho ny mirehareha am-panahy. Eto ny teny "fanahy" dia maneho ny toe-tsain'olona. D.H: "tsara kokoa ny olona maharitra noho ny olona mirehareha" na "tsara kokoa ny toe-tsaina maharitra noho ny toe-tsaina feno havonavona." # Aza mora tezitra ny fanahinao D.H: "aza mora tezitra malaky" na "aza miakatr'afanana" # hatezerena dia mitoetra ao am-pon'ireo adala. tezitra dia nampitahaina amin'ny zavatra izay mitoetra ao anaty adalan'ny olona. D.H: "ny olona adala dia feno fahatezerana"