plt_tn/ecc/07/03.md

20 lines
662 B
Markdown

# endrika malahelo
Ity dia maneho ny olona malahelo. D.H: "traik'efa izay ataon'ny olona malahelo."
# hafalian'ny fo
Eto ny teny "fo" dia maneho ny fisainan'ny olona sy fihetseham-po. Ny hafaliana dia mamaritra ny hevitry ny fihetseham-pon'ny olona faly sy milamina. D.H: "heritreritra tsara"
# Ny fon'ny hendry dia ao an-trano fisaonana
D.H: "Ny olona hendry dia miheritreritra lalina mahakasika ny fahafatesana"
# fa ny fon'ny adala kosa ao an-trano firavoravoana.
D.H: "fa ny fitiavany ny tenany ihany no heritreretin'ny olona adala"
# trano fisaonana... trano firavoravoana.
Ireo andian-teny ireo dia maneho izay mitranga ao amin'ireo toerana ireo.