# endrika malahelo Ity dia maneho ny olona malahelo. D.H: "traik'efa izay ataon'ny olona malahelo." # hafalian'ny fo Eto ny teny "fo" dia maneho ny fisainan'ny olona sy fihetseham-po. Ny hafaliana dia mamaritra ny hevitry ny fihetseham-pon'ny olona faly sy milamina. D.H: "heritreritra tsara" # Ny fon'ny hendry dia ao an-trano fisaonana D.H: "Ny olona hendry dia miheritreritra lalina mahakasika ny fahafatesana" # fa ny fon'ny adala kosa ao an-trano firavoravoana. D.H: "fa ny fitiavany ny tenany ihany no heritreretin'ny olona adala" # trano fisaonana... trano firavoravoana. Ireo andian-teny ireo dia maneho izay mitranga ao amin'ireo toerana ireo.