plt_tn/ecc/06/01.md

20 lines
556 B
Markdown

# ary mafy ho an'ny olona izany
D.H: "mahatonga fahamafisana amin'ny olona izany"
# fananana, harena
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Maneho vola sy zavatra izay afaka vidian'olona amin'ny vola ireo.
# tsy ho ory na inona na inona
D.H: "manana ny zava-drehetra izy."
# Andriamanitra tsy hanome fahefana ho azy mba hankafizana izany.
Mahazo fanana na harena ka tsy mahay mifaly amin'ireo dia zava-poana.
# Zava-poana izany, fampahoriana ratsy.
Tsy mahay mifaly amin'ny fananana iray dia fampahoriana ratsy na ozona.