plt_tn/ecc/06/01.md

556 B

ary mafy ho an'ny olona izany

D.H: "mahatonga fahamafisana amin'ny olona izany"

fananana, harena

Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Maneho vola sy zavatra izay afaka vidian'olona amin'ny vola ireo.

tsy ho ory na inona na inona

D.H: "manana ny zava-drehetra izy."

Andriamanitra tsy hanome fahefana ho azy mba hankafizana izany.

Mahazo fanana na harena ka tsy mahay mifaly amin'ireo dia zava-poana.

Zava-poana izany, fampahoriana ratsy.

Tsy mahay mifaly amin'ny fananana iray dia fampahoriana ratsy na ozona.