plt_tn/ecc/05/12.md

12 lines
468 B
Markdown

# Mamy ny torimason'ny olona miasa
ny olona izay manao tsara na asa tsara dia mety afa-po amin'ny tenany amin'ny fahafantarana ny nanaovany asa amin'ny andro tsara na inona na inona hefainy.
# na mihinana kely na betsaka izy
"na mihinana sakafo kely na betsaka na hanim-be izy"
# mamela azy hatory tsara
ny olona manankarena dia tsy mba mety afa-po amin'ny hareny izany. Tsy matory mihitsy ny tenany ny alina miahiahy ny volany. D.H: "tsy mampatory azy ny alina"