# Mamy ny torimason'ny olona miasa ny olona izay manao tsara na asa tsara dia mety afa-po amin'ny tenany amin'ny fahafantarana ny nanaovany asa amin'ny andro tsara na inona na inona hefainy. # na mihinana kely na betsaka izy "na mihinana sakafo kely na betsaka na hanim-be izy" # mamela azy hatory tsara ny olona manankarena dia tsy mba mety afa-po amin'ny hareny izany. Tsy matory mihitsy ny tenany ny alina miahiahy ny volany. D.H: "tsy mampatory azy ny alina"