plt_tn/ecc/05/02.md

229 B

miteny amin'ny vavanao

Manao fampanantenana na voady amin'Andriamanitra.

Aza malaky loatra... aoka ny fonao tsy halaky loatra

Ireo andian-teny ireo dia midika zavatra mitovy.

ho vitsy ireo teninao

"aza miteny betsaka"