plt_tn/ecc/05/02.md

12 lines
229 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# miteny amin'ny vavanao
Manao fampanantenana na voady amin'Andriamanitra.
# Aza malaky loatra... aoka ny fonao tsy halaky loatra
Ireo andian-teny ireo dia midika zavatra mitovy.
# ho vitsy ireo teninao
"aza miteny betsaka"