plt_tn/ecc/02/26.md

613 B

mba hahafahany manome izany ho an'ny olona izay mahafaly an'Andriamanitra

Ny teny "izy" dia maneho an'Andriamanitra na ny mpanota. Ny teny "izany" dia maneho amin'izay mpanota efa nanangona sy nithary. Ny fandinan-teny manaraka dia fomba iray ilazana izany tsy misy fampahazavana izay omena ireo zavatara izay voahangona. D.H:" koa ilay iray izay mahafnirita an'Andrimanitra dia mety manana izany."

entona sy fikasana hanohitra ny rivotra.

"zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.