8 lines
613 B
Markdown
8 lines
613 B
Markdown
|
# mba hahafahany manome izany ho an'ny olona izay mahafaly an'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ny teny "izy" dia maneho an'Andriamanitra na ny mpanota. Ny teny "izany" dia maneho amin'izay mpanota efa nanangona sy nithary. Ny fandinan-teny manaraka dia fomba iray ilazana izany tsy misy fampahazavana izay omena ireo zavatara izay voahangona. D.H:" koa ilay iray izay mahafnirita an'Andrimanitra dia mety manana izany."
|
||
|
|
||
|
# entona sy fikasana hanohitra ny rivotra.
|
||
|
|
||
|
"zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.
|