plt_tn/ecc/02/04.md

16 lines
477 B
Markdown

# Nanangana trano ho ahy aho ary namboly teo amin'ireo tanim-boaloboka.
mety niresaka tamin'ny olona izay tokony ataony ny mpanoratra. D.H:" Efa nanana olona manangana trano sy mamboly eo amin'ny tanim-boaloboka ho ahy aho"
# zaridaina sy saha
Ireo teny roa ireo dia mizara dika mitovy ary maneho ny hatsaran'ny saha anirian'ny voan-kazo.
# hamatsiana rano ireo ala
"mba hamokatra rano ho an'ny ala"
# ala izay nitomboan'ireo hazo aho.
D.H: "ala izay nitomboan'ny hazo"