plt_tn/ecc/02/04.md

477 B

Nanangana trano ho ahy aho ary namboly teo amin'ireo tanim-boaloboka.

mety niresaka tamin'ny olona izay tokony ataony ny mpanoratra. D.H:" Efa nanana olona manangana trano sy mamboly eo amin'ny tanim-boaloboka ho ahy aho"

zaridaina sy saha

Ireo teny roa ireo dia mizara dika mitovy ary maneho ny hatsaran'ny saha anirian'ny voan-kazo.

hamatsiana rano ireo ala

"mba hamokatra rano ho an'ny ala"

ala izay nitomboan'ireo hazo aho.

D.H: "ala izay nitomboan'ny hazo"