439 B
439 B
Hoy aho anakampo
D.H: "niteny irery aho"
hitsapa anao amin'ny hafaliana aho
Eto ny teny "ianao" dia maneho ny tenany. D.H: "Hitsapa ny tenako amin'ireo zavatra izay mampifaly ahy aho."
Ka tiava fahafinaretana.
D.H: "Ka ho tiko ireo zavatra izay mahafinaritra ahy."
Hoy aho tamin'ny fihomehezana,"Fahadalana izany,"
D.H: "Hoy aho hoe adalana izany mihome amin'ny zavatra izany"
Inona no ilàna izany?
D.H: "Ilàna izany"