# Hoy aho anakampo D.H: "niteny irery aho" # hitsapa anao amin'ny hafaliana aho Eto ny teny "ianao" dia maneho ny tenany. D.H: "Hitsapa ny tenako amin'ireo zavatra izay mampifaly ahy aho." # Ka tiava fahafinaretana. D.H: "Ka ho tiko ireo zavatra izay mahafinaritra ahy." # Hoy aho tamin'ny fihomehezana,"Fahadalana izany," D.H: "Hoy aho hoe adalana izany mihome amin'ny zavatra izany" # Inona no ilàna izany? D.H: "Ilàna izany"