plt_tn/deu/33/16.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. Manohy mamaritra ny fokon'i Josefa izy, izay natombony tao amin'ny 33:13.

Ho tahiana anie ny taniny

DH: "Yaveh anie hitahy ny taniny." Adikao toy ny tao amin'ny 33:13.

izay hareny

DH: "izay mamokatra be ao amin'izany"

Izy izay tao amin'ilay voaroy

Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fanambarana ity. DH: "Yaveh, izay niresaka tamin'i Mosesy tao amin'ilay voaroy nirehitra"

Aoka ny fitahiana ho eo an-dohan'i Josefa

Ity dia maneho lehilahy iray mametraka ny tanany eo an-dohan'ny zanaka lahy iray ary mangataka an'Andriamanitra mba hitso-drano an'ilay zanaka lahy. Yaveh ilay lehilahy eto. DH: "Yaveh anie hitso-drano an'i Josefa tahaka ny ray mitso-drano ny zanany lahy"

ho eo an-dohan'i Josefa, ary ho eo an-tampon-dohan'ilay

Eto ny hoe "loha" dia sy "tapon-doha" dia maneho ilay olona mihitsy ary maneho an'ireo taranak'i Josefa. DH: "ho eo amin'ireo taranak'i Josefa"

tampon-doha

Dika mety hafa ny hoe "andrina"