plt_tn/deu/33/16.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. Manohy mamaritra ny fokon'i Josefa izy, izay natombony tao amin'ny 33:13.
# Ho tahiana anie ny taniny
DH: "Yaveh anie hitahy ny taniny." Adikao toy ny tao amin'ny 33:13.
# izay hareny
DH: "izay mamokatra be ao amin'izany"
# Izy izay tao amin'ilay voaroy
Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fanambarana ity. DH: "Yaveh, izay niresaka tamin'i Mosesy tao amin'ilay voaroy nirehitra"
# Aoka ny fitahiana ho eo an-dohan'i Josefa
Ity dia maneho lehilahy iray mametraka ny tanany eo an-dohan'ny zanaka lahy iray ary mangataka an'Andriamanitra mba hitso-drano an'ilay zanaka lahy. Yaveh ilay lehilahy eto. DH: "Yaveh anie hitso-drano an'i Josefa tahaka ny ray mitso-drano ny zanany lahy"
# ho eo an-dohan'i Josefa, ary ho eo an-tampon-dohan'ilay
Eto ny hoe "loha" dia sy "tapon-doha" dia maneho ilay olona mihitsy ary maneho an'ireo taranak'i Josefa. DH: "ho eo amin'ireo taranak'i Josefa"
# tampon-doha
Dika mety hafa ny hoe "andrina"