plt_tn/deu/32/46.md

32 lines
829 B
Markdown

# hoy Izy tamin'izy ireo
"hoy Mosesy tamin'ny vahoakan'Israely"
# Hafantohy ao an-tsainareo
Fomba fiteny ity. DH: "tandremo ireo" na "saino ny momba ny"
# izay nijoroako vavolombelona taminareo
Ireo mety ho heviny dia 1) "izay nijoroako vavolombelona taminareo," maneho izay voalazan'i Yaveh fa ho ataony amin'ireo Israelita raha tsy mankato izy ireo, na 2) "izay nandidiako anareo," maneho an'izay nodidian'i Yaveh azy ireo mba atao.
# ny zanakareo
"ny zanakareo sy ny taranakareo"
# tsy zava-poana ho anareo izany
"izany lalàna izany"
# tsy zava-poana
DH: "zavatra tena manan-danja"
# satria fiainanareo
"satria ho velona ianareo raha mankato izany"
# hahalava ny andronao
Ny andro lava dia sarinteny amin'ny hoe lava andro iainana. DH: "afaka hiaina fotoana ela." Adikao toy ny ao amin'ny 4:25 ireo teny ireo.