# hoy Izy tamin'izy ireo "hoy Mosesy tamin'ny vahoakan'Israely" # Hafantohy ao an-tsainareo Fomba fiteny ity. DH: "tandremo ireo" na "saino ny momba ny" # izay nijoroako vavolombelona taminareo Ireo mety ho heviny dia 1) "izay nijoroako vavolombelona taminareo," maneho izay voalazan'i Yaveh fa ho ataony amin'ireo Israelita raha tsy mankato izy ireo, na 2) "izay nandidiako anareo," maneho an'izay nodidian'i Yaveh azy ireo mba atao. # ny zanakareo "ny zanakareo sy ny taranakareo" # tsy zava-poana ho anareo izany "izany lalàna izany" # tsy zava-poana DH: "zavatra tena manan-danja" # satria fiainanareo "satria ho velona ianareo raha mankato izany" # hahalava ny andronao Ny andro lava dia sarinteny amin'ny hoe lava andro iainana. DH: "afaka hiaina fotoana ela." Adikao toy ny ao amin'ny 4:25 ireo teny ireo.