plt_tn/deu/32/37.md

16 lines
958 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely
# aiza ireo andriamaniny, ny vatolampy izay nialofan'izy ireo?
Yaveh dia mibedy ny vahoakan'Israely tamin'ny fitadiavana fiarovana avy amin'ireo andriamanitra hafa. DH: "Indro, tsy tonga hanampy azy ireo ny andriamanitra izay noheverin'ireo Israelita fa hiaro azy ireo"
# Ireo andriamanitra izay nihinana ny tavin'ireo sorona nataony sy nisotro ny divaim-panatitra ahidin'izy ireo?
Eto Yaveh dia maneso ny vahoakan'Israely tamin'ny fanaovana fanatitra tamin'ireo andriamanitra hafa. DH: "ireo andriamanitra izay nomen'ireo Israelita hena sy divay dia tsy tonga nanampy azy ireo."
# Aoka izy ireo hitsangana ka hanampy anareo; aoka izy ireo ho fiarovanareo
Yaveh dia milaza ity mba hanesoana an'ireo Israelita. Fantany fa ireo andriamaitra ireo dia tsy afaka hanampy azy ireo. DH: "Ireo sampy ireo dia tsy afaka ny hitsangana sy hanampy na hiaro anareo akory"