# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely # aiza ireo andriamaniny, ny vatolampy izay nialofan'izy ireo? Yaveh dia mibedy ny vahoakan'Israely tamin'ny fitadiavana fiarovana avy amin'ireo andriamanitra hafa. DH: "Indro, tsy tonga hanampy azy ireo ny andriamanitra izay noheverin'ireo Israelita fa hiaro azy ireo" # Ireo andriamanitra izay nihinana ny tavin'ireo sorona nataony sy nisotro ny divaim-panatitra ahidin'izy ireo? Eto Yaveh dia maneso ny vahoakan'Israely tamin'ny fanaovana fanatitra tamin'ireo andriamanitra hafa. DH: "ireo andriamanitra izay nomen'ireo Israelita hena sy divay dia tsy tonga nanampy azy ireo." # Aoka izy ireo hitsangana ka hanampy anareo; aoka izy ireo ho fiarovanareo Yaveh dia milaza ity mba hanesoana an'ireo Israelita. Fantany fa ireo andriamaitra ireo dia tsy afaka hanampy azy ireo. DH: "Ireo sampy ireo dia tsy afaka ny hitsangana sy hanampy na hiaro anareo akory"