plt_tn/deu/32/28.md

12 lines
489 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy.
# Indrisy, raha mba hendry izy ireo, ka afaka nahatakatra izany, ka afaka nandinika izay hiafarany
Mosesy dia milaza zavatra izay niriany mba ho marina, saingy fantany fa tsy hendry izy ireo ary tsy mahafantatra fa ny tsy fankatoavan'izy ireo dia hahatonga an'i Yaveh hitondra izany loza izany amin'izy ireo.
# hiafarany
DH: "izay hitranga amin'izy ireo"