# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy. # Indrisy, raha mba hendry izy ireo, ka afaka nahatakatra izany, ka afaka nandinika izay hiafarany Mosesy dia milaza zavatra izay niriany mba ho marina, saingy fantany fa tsy hendry izy ireo ary tsy mahafantatra fa ny tsy fankatoavan'izy ireo dia hahatonga an'i Yaveh hitondra izany loza izany amin'izy ireo. # hiafarany DH: "izay hitranga amin'izy ireo"