plt_tn/deu/30/15.md

16 lines
511 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# nataoko teo anoloanao
Ny mametraka zavatra eo amin'izay hahitan'ny olona izany dia sarinteny hilazana amin'ny olona iray ny momban'ny zavatra iray. DH: "nolazaiko anao ny momba azy"
# fiainana sy ny tsara, ary ny fahafatesana sy ratsy
DH: "izay tsara sy hahatonga anao ho velona, ary izay ratsy sy hahafaty anao"
# sy hitombo
"sy hanana taranaka maro"