# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # nataoko teo anoloanao Ny mametraka zavatra eo amin'izay hahitan'ny olona izany dia sarinteny hilazana amin'ny olona iray ny momban'ny zavatra iray. DH: "nolazaiko anao ny momba azy" # fiainana sy ny tsara, ary ny fahafatesana sy ratsy DH: "izay tsara sy hahatonga anao ho velona, ary izay ratsy sy hahafaty anao" # sy hitombo "sy hanana taranaka maro"