12 lines
743 B
Markdown
12 lines
743 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
|
|
|
# Iza no hiampita ny ranomasina ho antsika sy hitondra izany amintsika ary mampandre izany antsika, mba hanaovantsika izany?
|
|
|
|
Ity fanontaniana fampisainana ity dia manohy ilay hevitra fa ny vahoakan'Israely dia mieritreritra fa sarotra loatra ho an'ny vahoakan'Israely ny hahafantatra ny didin'i Yaveh. DH: "tsy maitsy misy olona mandeha miampita ny ranomasina mba hianatra ny didin'i Yaveh ary avy eo miverina sy milaza antsika hoe inona avy ireo."
|
|
|
|
# ao amin'ny vavanao sy ny fonao
|
|
|
|
Ity dia midika fa efa fantatry ny vahoaka ireo didin'Andriamanitra ary afaka miteny izany amin'ireo hafa.
|