plt_tn/deu/30/13.md

743 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Iza no hiampita ny ranomasina ho antsika sy hitondra izany amintsika ary mampandre izany antsika, mba hanaovantsika izany?

Ity fanontaniana fampisainana ity dia manohy ilay hevitra fa ny vahoakan'Israely dia mieritreritra fa sarotra loatra ho an'ny vahoakan'Israely ny hahafantatra ny didin'i Yaveh. DH: "tsy maitsy misy olona mandeha miampita ny ranomasina mba hianatra ny didin'i Yaveh ary avy eo miverina sy milaza antsika hoe inona avy ireo."

ao amin'ny vavanao sy ny fonao

Ity dia midika fa efa fantatry ny vahoaka ireo didin'Andriamanitra ary afaka miteny izany amin'ireo hafa.